TSY ho mpily vava fotsiny ny hoe « atao anie ny sitraponao ». Ho tanteraka tokoa izany rehefa mihaino ny Teninao aho Andriamanitra ô !

Endrey ny fitiavako ny lalànao ! Fisaintsainako mandrakariva izany (Salamo 119 : 97 …)

Mivavaha miaraka amin’ireo kristiana ao Burundi, Congo (Zaïre) ary Rwanda