SAMBATRA izay rehetra matahotra an’Andriamanitra,

Dia izay mandeha amin’ny làlany ( Salamo 128:1)

Mivavaha mandrakriva . Eny fa na dia ho an’izay lavitra ka tsy fantatrao. Satria misy koa any lavitr’any mivavaka ho anao. Isaorana anie ny Tompo.

Aoka isika hiaraha mivavaka amin’ireo kristianina ao Afghanistan, Mongolie ary ny tany ao Caucase