MITENENA Tompo ô fa mihaino ny mpanomponao. Ampangino ny kotaba rehetra manodidina mba hahazoko mihaino tsara ny Teninao. Sokafy ny foko amin’ny alalan’ny Fanahinao Masina. Hazavao ny saiko mba hahafantara izay tianao ho lazaina. Misaotra Tompo fa manazava ny lalako mandrakariva Ianao.

Prions en communion avec les chrétiens de Pologne, de Slovaquie et de Tchéquie