HOY ny mpanoratra ny Salamo hoe “ Tahaka ny ahitra ny andron’ny zanaka’olombelona ; tahaka ny vonin-javatra any an-tsaha ny famoniny. Satria tsofin’ny rivotra izy ka lasa, ary tsy mahala azy intsony ny fitoerany.”(toko 103:15-16)

Tompô mamindra fo.

Akambana miaraka amin’ireo kristiana ao Allemagne sy France ny vavaka ataontsika.