TOMPO ô, efa fonenay hatramin’ny taranaka rehetra Hianao. Fony tsy mbola ary ny tendrombohitra, Na voaforonao ny tany sy izao rehetra, Dia Andriamanitra Hianao hatramin’ny taloha indrindra ka mandrakizay. (Salamo 90 : 1-2)

Aza mitsahatra fa tohizo ny vavaka ataontsika.

Ndao hivavaka miaraka amin’ireo kristianina any Bangladesh,Boutan, ary Népal