LOUONS le Seigneur car il est apparu à Marie, aux disciples et aux cinq cents et à nous. Aucune génération n’a été oubliée pour recevoir la paix de Dieu.

Misaora an’i Tompo izay niseho tamin’i Maria, sy ny mpianatra, ary ny diman-jato hafa sy isika. Tsy misy taranaka hadino fa samy nandray ny fiadanana avokoa.

Prions avec les chrétiens de Corée du Nord, de Corée du Sud et du Japon

Miaraha mivavaka amin’ireo kristiana any Corée Avaratra sy Corée Atsimo ary Japon.