HIHIRA tsy mitsahatra aho

Raha sendra rahona mitraho

Satria fantatro ry lahy

Fa mitondra ny fanahy

Hihoatra izao tontolo izao

Izany hirako izao

Hivavaka isika ho an’ny olona any Birmanie sy Thaïlande