ANDRIAMANITRA no mpiandry ahy.

Lavitra ahy ny fahoriana.

Eo anoloako, endrey ny ahi-maitso

Sy ny rano fialan-sasatra.

Velona aho.

Indro ny lalam-pamarinana

Tsy lavitra ny fahafatesana

Nefa tsy matahotra aho.

Andriamanitra ô

Ato anatiko Ianao

Misava ny tahotro

Satria miaro ahy

Ny tehinao sy ny tsorakazo.

Gaga ireo mpanenjika ahy.

Isaorana Andriamanitra

fa Izy no nikojakoja ahy

Ary nomeny fahasoavana sy famindrampo.

Ary hitoetra ao Aminy mandrakizay aho.

———————-

Nalaina tamin’ny Salamo 23

Prions avec les chrétiens du Bélize, Guatemala, Hondura, Mexique.