Alahady fahaefatra – Advento 2018

Ny bokin’i Mika 5 : 1 – 5 no vakitenintsika androany.

Ny tananan’i Betlehema no voalaza ao. Tanana malaza.

Ny dikany: ( avy amin’ny teny hebreo)

Beth : Tanana (ville)

Lehem: Mofo (pain)

Mazava ho anao ny tian’i Mika mpaminany ho lazaina amin’izao fiomanana ny amin’ny fetim-pifaliana Noely izao. Mahaiza mizara ny mofo izay nomena ho anao maimaim-poana . Ny mofon’aina avy amin’i Jesosy Kristy.

Fa indro jereo ity sary manaraka eto ity.