Le soleil s’est éclipsé

comme chassé.

Les nuages menacent.

Rapidement ils avancent.

Tout d’un coup

Comme un fou

pluies et grêles se lâchent.

Sur leur passage

comme dans une cage

l’homme assiste

aux ravages.

Perd courage.

Plus tard le soleil réapparait

L’angoisse disparait

L’homme renait.

Auteur : Julia Darsot R.

Amin’ny teny malagasy

 

FANANTENANA

Nisinda ilay masoandro

Toy ny hoe nisy nifofo.

Mandrahona ireto rahona.

Manatona haingana toy inona.

Po toy izay

Toa lasa adala

Nivaha ny orana sy havandra.

Izay lalovany

Toy ny hoe voafonjany

ny olona manatrika

faharavana.

Very fanantenana.

Fa taorian’izay, niverina ny masoandro

Dia nisinda ny ahiahy

Ary velona indray ny olona.

 

Nosoratan’i  Julia Darsot

Nadikan’i Hanitr’Ony  androany 29 aogositra 2018 (Filohan’ny HAVATSA UPEM France- Union des écrivains et poètes)