HIVAVAKA isika

« Vohay ny Masoko ry Tompo ô

Hahaizako izao mibanjina Anao.

Hasehoy ahy re ny famarinanao

. Vohay ny Masoko ry Tompo

Ampaladio koa ny sofiko

Handre ny teny soa torina amiko

Lazao amiko ny sitrakao hatao

Izay no hataoko ry Tompo

Ny foko hazavao.

Sokafy hatrizao ka midira ao

Ao no honenanao satria Tempolinao

Ny foko hazavao ry Tompo »

Homba anareo mandrakariva anie ny Tompo

(Tononkira)