8/8 > Matio 22

and 14 : Fa maro no antsoina, nefa vitsy no fidina.

and 9/8 > Matio 22

and 21 Dia hoy Jesosy  » Aloavy izay an’i Kaisara ary izay an’i Kaisara, ary ho an’Andriamanitra izay an’Andriamanitra ».

10/8 > Matio 22

and 32 : Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba

(Eks 3: 6) . Andriamanitra tsy an’ny maty fa an’ny velona.

11/8> Matio 22

and 37 sy 38  Tiava ny Tompo Andriamanitrao amin’ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra (Deot 6:5). Tiava ny namanao tahaka ny tenanao (Lev 19:18).

12/8 >Matio 23

and : 9  Ary aza milaza olona ety an-tany ho rainareo, fa iray ihany no Rainareo dia izay any an-danitra.

and : 12 : Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra.

13/8 > Matio 23

Ireto andininy ireto : 13,15,16,23,,25,27,29 dia manomboka amin’ny hoe  » fa lozanareo , mpanora-dalàna sy Fariseo ….’

(Ny mpanora-dalàna sy Fariseo handramo soloina anarana hafa ….)

14/8 > Matio 24 :13

Fa izay maharitra hatramin’ny farany no ho vonjena.

15/8 >  Matio 24 : 23-24

Koa raha misy manao aminareo hoe: »Indro, aty Kristy, na: Indro ary; aza mino ianareo.

Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza hofitahiny.

16/8 > Matio 24 : 35

Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.

17/8 > Matio 25 : 13

Miambena ianareo, fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.

18/8 > Matio 25 : 23

Hoy ny tompony tamin’ilay nampitombo ny talentany : « Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky, nahatoky tamin’ny kely ianao, dia ho tendreko ho mpanapaka ny be; midira amin’ny fifalian’ny tomponao.

19/8 > Matio 25 : 44

Hoy kosa ireo : « Tompoko, oviana no hitanay noana Ianao, na nangetaheta, na nivahiny, na tsy nanankitafy, na marary, na tao an-trano maizina, ka tsy mba nanompo Anao izahay »?

20/8 > Nomery  28 : 25

… Ary amin’ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina ho anareo; aza manao tao-zavatra akory…

21/8 > Nomery 28 : 26 – 29 : 1- 11

Momba ny fanatitra

22/8 > Nomery 29 : 12 17 , 30 :1

Tohiny ny amin’ny fanatitra

23/8 > Nomery 30 : 2 – 17

Fanatanterahana voady sy fanafoanana azy

24/8 > Nomery 31 : 1-24

Adin’ny zanak’Israely sy ny Midianita

25/8 >Nomery 31 : 25 -54

Ny fizarana tao aorian’ny ady.