A toi mon ami

Un jour tu m’as dit : « je ne trouve pas la paix ».

Tu as baissé les yeux. Tes larmes ont coulé.

Pas besoin de les essuyer. Je n’ai pas la force de le faire.

Faiblesse ? Non, Insupportable détresse !

Nous avons pris chacun nos routes durant des  années

L’an passé je t’ai retrouvé.

Entouré de ta famille aimante et aimée.

Les souvenirs me reviennent.

J’ai pensé que désormais

En toi est la paix.

Mais non ! tu l’as crié une nouvelle fois

« Je ne trouve pas la paix !».

Venant d’ un soupir profond

à faire trembler l’air.

Mon ami : « que t’est-il arrivé ?

D’où vient cette douleur  qui te poignarde ?

Qui te meurtrit, qui te déchire,

Qui te blesse, qui te tourmente.

L’errance et le temps ne t’ont-ils pas aidés ?

Celle que tu cherchais s’est-elle volatilisée ?

Elle n’est pas bien loin,

Elle est ton ombre.

Ne la laisse pas s’échapper.

Apprends à être pardonné,

A te pardonner

Et pardonner

C’est le chemin menant vers la paix.

Il n’est jamais trop tard.

*

TSY MBOLA TARA

Ho anao, ry namako

Indray andro hoy ianao : « Tsy mahita fiadanana aho »

Nahondrikao ny masonao, nikoriana ny ranomasonao

Tsy ilaina nofafana ireo.Tsy manan-kery anao izany aho

Fahalemena ? Tsia, fahoriana tsy zaka !

Samy naka ny lalantsika isika

Nandritra ny taona maro

Tamin’ny taona lasa, nahita anao indray aho.

Hotronin’ireo ankohonanao tia sy tiana.

Mitamberina amiko ny fahatsiarovana.

Tena noheveriko fa

Mitoetra ao aminao ny fiadanana.

Hay tsy izany ! Mbola nihiaka ihany  indray ianao

« Tsy mahita ny fiadanana aho ! »

Niakatra tao amin’ny sento lalina

ka nampihovitra ny rivotra.

Ry namako : « Inona no nanjo anao ? »

Avy aiza izao fahararina izay manatsatoka anao ?

Izay mampahory anao, izay mandrovitra anao

Izay mandratra anao, izay mandrera-tsaina anao.

Tsy nanampy anao ve ny fivezivzezna sy ny fotoana ?

Ilay nokatsahinao ve nanjavona ?

Tsy dia lavitra anao izy

Toy ny aloka izy

Aza avela hitsaoka izy.

Maneke ny fifamelan-keloka,

Mamela ny heloky ny tenanao

Ary mamela heloka

Izay no làlana mankany amin’ny fiadanana.

Tsy mbola tara akory.

(17/09/2018 J.D.)

Vous aimerez aussi :